Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 32:19 - DIEM PROTESTANTA

19 dia hovalianao hoe: «An’i Jakôba mpanomponao ireo, ary fanomezana izay nalefany ho anao, tompokolahy; fa izy kosa manaraka ao aorianay ao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Dia lazao hoe: An’i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an’ny tompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aoriananay ao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 dia hovalianao hoe: «An’i Jakôba mpanomponao ireo, ary fanomezana izay nalefany ho anao, tompokolahy; fa izy kosa manaraka ao aorianay ao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Nomeny teny torak’izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, mbamin’izay rehetra nanaraka ny biby fiompy nataony hoe: «Izao no holazainareo amin’i Esao, rehefa hifanena aminy ianareo;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 dia lazaonao hoe: An’i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an’itompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aorianay ao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 dia lazaonao hoe: An'i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an'itompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aorianay ao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Dia lazao hoe: An’i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an’ny tompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aoriananay ao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 32:19
3 Rohy Ifampitohizana  

Nanome baiko ny mpanompo voalohany i Jakôba nanao hoe: –Rehefa mifanena aminao i Hesao rahalahiko, ka manontany anao hoe: «An’iza moa ianao? Ho aiza ianao ary an’iza ireo biby fiompy mandeha eo alohanao?»


Nomeny baiko toy ny teo ihany koa ny faharoa sy ny fahatelo ary izay rehetra nanaraka ny andiam-biby hoe: –Izany teny izany no holazainareo amin’i Hesao, rehefa mifanena aminareo izy;


ka hoy izy tamin’ny mpanompony: –Mandehana eo alohako, fa harahiko ianareo. Tsy niteny na inona na inona tamin’i Nabala vadiny anefa i Abigaîla.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra