Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 32:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Nanome baiko ny mpanompo voalohany i Jakôba nanao hoe: –Rehefa mifanena aminao i Hesao rahalahiko, ka manontany anao hoe: «An’iza moa ianao? Ho aiza ianao ary an’iza ireo biby fiompy mandeha eo alohanao?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Dia nanome teny ny voalohany izy hoe: Raha mifanena aminao i Esao rahalahiko ka manontany anao hoe: An’iza ianao ary hankaiza moa? Ary an’iza ireo alohanao ireo?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Nanome baiko ny mpanompo voalohany i Jakôba nanao hoe: –Rehefa mifanena aminao i Hesao rahalahiko, ka manontany anao hoe: «An’iza moa ianao? Ho aiza ianao ary an’iza ireo biby fiompy mandeha eo alohanao?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 dia valio hoe: ‹An’i Jakôba mpanomponao ireo, dia fanomezana ampanateriny ho an’ny tompoko, ho an’i Esao, ary indro izy tamy ao aorianay ao koa.› »

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Dia nanome teny ny voalohany izy ka nanao hoe: Raha mifanena aminao Esao rahalahiko ka manontany anao hoe: An’iza hianao? ary hankaiza moa? ary an’iza ireo alohanao?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Dia nanome teny ny voalohany izy ka nanao hoe: Raha mifanena aminao Esao rahalahiko ka manontany anao hoe: An'iza ianao? ary hankaiza moa? ary an'iza ireo alohanao?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Dia nanome teny ny voalohany izy hoe: Raha mifanena aminao i Esao rahalahiko ka manontany anao hoe: An’iza ianao ary hankaiza moa? Ary an’iza ireo alohanao ireo?

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 32:18
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia natolony hiandraiketan’ireo mpanompony ireny, ka nozarainy ho andiany vitsivitsy; dia hoy izy tamin’ireo mpanompony: «Mandehana any alohako ka asio elanelany hatrany isaky ny andiany.»


dia hovalianao hoe: «An’i Jakôba mpanomponao ireo, ary fanomezana izay nalefany ho anao, tompokolahy; fa izy kosa manaraka ao aorianay ao.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra