Genesisy 32:20 - DIEM PROTESTANTA20 Nomeny baiko toy ny teo ihany koa ny faharoa sy ny fahatelo ary izay rehetra nanaraka ny andiam-biby hoe: –Izany teny izany no holazainareo amin’i Hesao, rehefa mifanena aminareo izy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ary nanome teny ny faharoa sy ny fahatelo koa izy sy izay rehetra nandeha nanaraka ny isan-toko hoe: Araka izany teny izany no lazao amin’i Esao rehefa hitanareo izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Nomeny baiko toy ny teo ihany koa ny faharoa sy ny fahatelo ary izay rehetra nanaraka ny andiam-biby hoe: –Izany teny izany no holazainareo amin’i Hesao, rehefa mifanena aminareo izy; Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 dia ataovy hoe: ‹Indro, i Jakôba, mpanomponao, tamy ao aorianay ao koa!› » Fa hoy izy anakampony: «Hotoneko amin’ireo fanomezana eo alohako ireo ny fahatezerany, vao hahita ny tavany aho, ka angamba horaisiny tsara aho.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary nanome teny ny faharoa sy ny fahatelo koa izy, ary izay rehetra nandeha nanaraka ny isan-toko, ka nanao hoe: Araka izany teny izany no lazaonareo amin’i Esao, raha hitanareo izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary nanome teny ny faharoa sy ny fahatelo koa izy, ary izay rehetra nandeha nanaraka ny isan-toko, ka nanao hoe: Araka izany teny izany no lazaonareo amin'i Esao, raha hitanareo izy. Jereo ny toko |