Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 32:16 - DIEM PROTESTANTA

16 rameva telopolo ampianahany ombivavy efapolo sy ombilahy folo, borikivavy roapolo ary borikilahy folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 rameva telopolo mampinono, vantotra ombivavy efapolo sy vantotra ombilahy folo, borikivavy roapolo ary zana-boriky folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 rameva telopolo ampianahany ombivavy efapolo sy ombilahy folo, borikivavy roapolo ary borikilahy folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Napetrany teo an-tanan’ny mpanompony ireo, nataony mitsitokotoko, dia hoy izy taminy: «Mandehana eo alohako ianareo, ka asio elanelany isan-tokony ny zavatra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 ary rameva telo-polo ampianahany, vantotr’ombivavy efa-polo sy vantotr’ombilahy folo, borikivavy roa-polo ary zana-boriky folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 ary rameva telo-polo ampianahany, vantotr'ombivavy efa-polo sy vantotr'ombilahy folo, borikivavy roa-polo ary zana-boriky folo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 rameva telopolo mampinono, vantotra ombivavy efapolo sy vantotra ombilahy folo, borikivavy roapolo ary zana-boriky folo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 32:16
9 Rohy Ifampitohizana  

dia osivavy roanjato sy osilahy roapolo, ondrivavy roanjato sy ondrilahy roapolo,


Dia natolony hiandraiketan’ireo mpanompony ireny, ka nozarainy ho andiany vitsivitsy; dia hoy izy tamin’ireo mpanompony: «Mandehana any alohako ka asio elanelany hatrany isaky ny andiany.»


Nomeny baiko toy ny teo ihany koa ny faharoa sy ny fahatelo ary izay rehetra nanaraka ny andiam-biby hoe: –Izany teny izany no holazainareo amin’i Hesao, rehefa mifanena aminareo izy;


tsara ny miantra sy ny mampisambotra ary ny mitantana asa fihariana amim-pahitsiana.


hiaro anao ny fahamalinana ary hiambina anao ny fahaiza-manavaka;


Izany no fomba natoron’Andriamaniny azy; izany no nampianariny azy.


–Indro Aho maniraka anareo ho tahaka ny ondry eo afovoan’ny amboadia. Noho izany, aoka ho malina tahaka ny bibilava ianareo, ary aoka ho tsotra tahaka ny voromahailala.


ka hoy izy tamin’ny mpanompony: –Mandehana eo alohako, fa harahiko ianareo. Tsy niteny na inona na inona tamin’i Nabala vadiny anefa i Abigaîla.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra