Genesisy 32:16 - Baiboly Katolika16 Napetrany teo an-tanan’ny mpanompony ireo, nataony mitsitokotoko, dia hoy izy taminy: «Mandehana eo alohako ianareo, ka asio elanelany isan-tokony ny zavatra.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 rameva telopolo mampinono, vantotra ombivavy efapolo sy vantotra ombilahy folo, borikivavy roapolo ary zana-boriky folo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 rameva telopolo ampianahany ombivavy efapolo sy ombilahy folo, borikivavy roapolo ary borikilahy folo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 rameva telopolo ampianahany ombivavy efapolo sy ombilahy folo, borikivavy roapolo ary borikilahy folo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 ary rameva telo-polo ampianahany, vantotr’ombivavy efa-polo sy vantotr’ombilahy folo, borikivavy roa-polo ary zana-boriky folo. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 ary rameva telo-polo ampianahany, vantotr'ombivavy efa-polo sy vantotr'ombilahy folo, borikivavy roa-polo ary zana-boriky folo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 rameva telopolo mampinono, vantotra ombivavy efapolo sy vantotra ombilahy folo, borikivavy roapolo ary zana-boriky folo. Jereo ny toko |