Genesisy 32:12 - DIEM PROTESTANTA12 Mba afaho amin’ny tanan’i Hesao rahalahiko aho, satria matahotra azy, fandrao tonga izy ka hamono ahy sy ny zaza amam-behivavy ho faty. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 O! Vonjeo amin’ny tanan’ny rahalahiko aho, dia amin’ny tanan’i Esao! Fa matahotra azy aho, fandrao avy hamely ahy sy ny vady aman-janako izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Mba afaho amin’ny tanan’i Hesao rahalahiko aho, satria matahotra azy, fandrao tonga izy ka hamono ahy sy ny zaza amam-behivavy ho faty. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Ianao anefa, efa nilaza hoe: ‹Hanisy soa anao aho, ary hahamaro ny taranakao tahaka ny fasika any an-dranomasina izay betsaka loatra ka tsy tambo isaina.› » Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 O vonjeo aho amin’ny tànan’ny rahalahiko, dia amin’ny tànan’i Esao; fa matahotra azy aho, fandrao avy mamely ahy mbamin’ny vadiko aman-janako izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 O vonjeo aho amin'ny tanan'ny rahalahiko, dia amin'ny tànan'i Esao; fa matahotra azy aho, fandrao avy mamely ahy mbamin'ny vadiko aman-janako izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 O! Vonjeo amin’ny tanan’ny rahalahiko aho, dia amin’ny tanan’i Esao! Fa matahotra azy aho, fandrao avy hamely ahy sy ny vady aman-janako izy. Jereo ny toko |