Genesisy 30:26 - DIEM PROTESTANTA26 Avelao hoentiko ireo vady aman-janako, izay antony nanompoako anao. Aoka aho handeha, satria efa fantatrao avokoa ireo asa efa nataoko ho anao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Omeo ahy ny vady aman-janako izay nanompoako anao fa handeha aho; fantatrao ny fanompoana izay nefaiko ho anao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Avelao hoentiko ireo vady aman-janako, izay antony nanompoako anao. Aoka aho handeha, satria efa fantatrao avokoa ireo asa efa nataoko ho anao! Jereo ny tokoBaiboly Katolika26 Omeo ahy ireo vadiko nanompoako anao, mbamin’ireo zanako dia handeha aho; fa fantatrao izay fanompoako nataoko taminao izay.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Omeo ahy ny vadiko aman-janako, izay nanompoako anao, dia handeha aho; fa fantatrao ny fanompoana izay nanompoako anao. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Omeo ahy ny vadiko aman-janako, izay nanompoako anao, dia handeha aho; fa fantatrao ny fanompoana izay nanompoako anao. Jereo ny toko |