Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 30:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Rehefa avy niteraka an’i Jôsefa i Rahely, dia hoy i Jakôba tamin’i Labàna: –Alefaso hiverina any an-tanindrazako aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Rehefa niteraka an’i Josefa Rahely dia hoy i Jakoba tamin’i Labana: Avelao aho handeha any amin’ny fonenako sy ny taniko.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Rehefa avy niteraka an’i Jôsefa i Rahely, dia hoy i Jakôba tamin’i Labàna: –Alefaso hiverina any an-tanindrazako aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Nony efa niteraka an’i Josefa i Rasela, dia hoy i Jakôba tamin’i Labàna: «Avelao aho handeha, hody any amiko sy any amin’ny taniko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 ARY rehefa niteraka an’i Josefa Rahely, dia hoy Jakoba tamin’i Labana: Alefaso aho hankany amin’ny fonenako sy ny taniko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary rehefa niteraka an'i Josefa Rahely, dia hoy Jakoba tamin'i Labana: Alefaso aho hankany amin'ny fonenako sy ny taniko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Rehefa niteraka an’i Josefa Rahely dia hoy i Jakoba tamin’i Labana: Avelao aho handeha any amin’ny fonenako sy ny taniko.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 30:25
13 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa nahavita ny resaka nataony tamin’i Abrahama ny TOMPO, dia lasa; fa i Abrahama kosa niverina any amin’ny fonenany.


Izay vao nihinana sy nisotro ilay mpanompon’i Abrahama sy ireo olona niaraka taminy; avy teo dia lasa natory. Ny ampitso maraina, rehefa nifoha izy ireo, dia hoy ilay mpanompon’i Abrahama hoe: –Alefaso àry aho hiverina any amin’ny tompoko.


Fa namaly azy ireo indray ilay mpanompo hoe: –Aza tananareo aho, fa ny TOMPO efa nanambina ny diako; alefaso aho hiverina ho any amin’ny tompoko.


Mivahinia eto amin’ity tany ity fa homba anao Aho ary hitahy anao, satria ny taranakao no homeko ireo faritany rehetra ireo, fa hotanterahiko ny fampanantenana efa nianianako tamin’i Abrahama rainao.


Ary niseho teo anoloan’i Jakôba ny TOMPO Andriamanitra ka nanao hoe: –Izaho no TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama raibenao sy Andriamanitr’i Itsehàka. Ny tany izay andrianao dia homeko anao sy ny taranakao.


Hiaraka aminao Aho ary hiaro anao amin’izay rehetra alehanao ka hitondra anao miverina amin’ity tany ity. Tsy handao anao aho ary hotanterahiko izay rehetra nampanantenaiko anao.


Izaho no Andriamanitra Izay niseho taminao tao Betela, ka nanosoranao tsangambato sy nivoadianao. Miaingà ankehitriny, ilaozy ity tany ity ka miverena any amin’ny tany misy ny fianakavianao.»


Finoana no nonenany toy ny mpiavy tao amin’ny tany nampanantenain’Andriamanitra ho azy. Tranolay no nitoerany, dia izy mbamin’i Itsehàka sy i Jakôba, izay samy nandray izany fampanantenana izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra