Genesisy 30:26 - Baiboly Katolika26 Omeo ahy ireo vadiko nanompoako anao, mbamin’ireo zanako dia handeha aho; fa fantatrao izay fanompoako nataoko taminao izay.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Omeo ahy ny vady aman-janako izay nanompoako anao fa handeha aho; fantatrao ny fanompoana izay nefaiko ho anao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Avelao hoentiko ireo vady aman-janako, izay antony nanompoako anao. Aoka aho handeha, satria efa fantatrao avokoa ireo asa efa nataoko ho anao! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Avelao hoentiko ireo vady aman-janako, izay antony nanompoako anao. Aoka aho handeha, satria efa fantatrao avokoa ireo asa efa nataoko ho anao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Omeo ahy ny vadiko aman-janako, izay nanompoako anao, dia handeha aho; fa fantatrao ny fanompoana izay nanompoako anao. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Omeo ahy ny vadiko aman-janako, izay nanompoako anao, dia handeha aho; fa fantatrao ny fanompoana izay nanompoako anao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Omeo ahy ny vady aman-janako izay nanompoako anao fa handeha aho; fantatrao ny fanompoana izay nefaiko ho anao. Jereo ny toko |