Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 30:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Dia bevohòka i Rahely ary tera-dahy ka loa-bolana hoe: –Efa nahafa-tondromaso ahy Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Nanana anaka izy ka niteraka zazalahy. Dia hoy izy: Nahafa-tondro-maso ahy Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Dia bevohòka i Rahely ary tera-dahy ka loa-bolana hoe: –Efa nahafa-tondromaso ahy Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Nanana anaka izy sady nitera-dahy ka nanao hoe: «Nesorin’Andriamanitra tamiko ny fahafaham-barakako.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary nanan-anaka izy ka niteraka zazalahy; dia hoy izy: Efa nahafa-tondromaso ahy Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary nanan'anaka izy ka niteraka zazalahy; dia hoy izy: Efa nahafa-tondromaso ahy Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Nanana anaka izy ka niteraka zazalahy. Dia hoy izy: Nahafa-tondro-maso ahy Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 30:23
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary rehefa hitan’ny TOMPO fa tsy tiana noho i Rahely i Leà, dia nataony mitoe-jaza izy; fa i Rahely kosa nataony momba.


Amin’izany andro izany, dia vehivavy fito no indray hihazona lehilahy iray ka hanao hoe: «Tsy hiantohanao na sakafo na fitafiana izahay, fa aoka izahay mba hahazo mitondra ny anaranao, ka afaho amin’ny fahafaham-baràkanay.»


Niandry dia niandry an’i Zakarià ny vahoaka mpiangona ary gaga satria naharitra ela loatra tao amin’ny Toeramasina ity mpisorona.


«Nataon’ny Tompo tamiko izao, fa ankehitriny dia sitrany tokoa ny hahafa-tondromaso ahy eo amin’ny tany ama-monina.»


hankao amin’ny tovovavy fofombadin’ny lehilahy atao hoe Jôsefa. Io Jôsefa io dia taranak’i Davida mpanjaka; ary i Maria no anaran’ilay tovovavy.


Nefa na izany aza, dia mba omeo fe-potoana roa volana aho hankanesako eny an-tendrombohitra miaraka amin’ny namako mba hitomaniako ny tenako tsy maintsy ho faty nefa tsy mbola nanambady akory.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra