Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 30:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Ary Andriamanitra nahatsiaro an’i Rahely ka nihaino ny fangatahany, dia nampitoe-jaza azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ary Andriamanitra nahatsiaro an’i Rahely ka nihaino azy ary nampanana anaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Ary Andriamanitra nahatsiaro an’i Rahely ka nihaino ny fangatahany, dia nampitoe-jaza azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Ary Andriamanitra nahatsiaro an-dRasela, ka nihaino azy ka nampanana anaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary Andriamanitra nahatsiaro an-dRahely, dia nihaino azy ka nampanan-anaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary Andriamanitra nahatsiaro an-dRahely, dia nihaino azy ka nampanan'anaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Ary Andriamanitra nahatsiaro an’i Rahely ka nihaino azy ary nampanana anaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 30:22
11 Rohy Ifampitohizana  

Nitaraina tamin’ny TOMPO ho an’ny vadiny i Itsehàka satria tsy niteraka izy. Dia nohenoin’ny TOMPO ny fitarainany, koa nitoe-jaza i Rebekà vadiny.


Ary rehefa hitan’ny TOMPO fa tsy tiana noho i Rahely i Leà, dia nataony mitoe-jaza izy; fa i Rahely kosa nataony momba.


Tezitra taminy i Jakôba ka namaly hoe: –Izaho angaha no solon’Andriamanitra Izay nisakana ny kibonao tsy hiteraka?


Taorian’izany dia mbola niteraka zazavavy koa izy, ka nataony hoe Dinà ny anarany.


I Jôsefa sy i Benjamîna kosa no zanany tamin’i Rahely.


Rehefa afaka izany, dia notsarovan’Andriamanitra i Noà sy ny bibidia rehetra ary ny biby fiompy rehetra izay niaraka taminy tao anatin’ny sambofiara; ka nampandalo rivo-mahery teny ambonin’ny tany Izy, dia niharîtra ny rano.


Eny, tsaroan’Andriamanitra ny teniny masina nataony tamin’i Abrahama mpanompony.


mahatonga ny momba ho heni-kafaliana Izy satria manome azy trano honenana sy zaza maro.


Indro fanomezan’ny Tompo ireo zanaka maro; valisoa tokoa ny zaza nateraka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra