Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 30:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Fa novalian’i Leà hoe: –Moa tsy ampy anao ve ny nakanao ny vadiko ka tianao halaina koa ankehitriny ny mandragôran-janako? Dia hoy i Rahely hoe: –Aleo àry handry any aminao i Jakôba anio alina ho takalon’ny mandragôran-janakao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Fa hoy i Lea taminy: Tsy ampy anao va ny nakanao ny vadiko no halainao koa ny dodaiman’ny zanako? Dia hoy Rahely: Aoka ary izy handry aminao ihany anio alina ho takalon’ny dodaiman’ny zanakao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Fa novalian’i Leà hoe: –Moa tsy ampy anao ve ny nakanao ny vadiko ka tianao halaina koa ankehitriny ny mandragôran-janako? Dia hoy i Rahely hoe: –Aleo àry handry any aminao i Jakôba anio alina ho takalon’ny mandragôran-janakao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Fa hoy ny navaliny azy: «Tsy ampy ve ny nangalanao ny vadiko, ka haka ny mandragoran-janako koa ianao?» Dia hoy i Rasela: «Aoka àry ho any aminao izy anio alina, ho valin’ny mandragoran-janakao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary hoy izy taminy: Moa zavatra kely va ny nakanao ny vadiko? dia halainao koa va ny dodaiman’ny zanako? Ary hoy Rahely: Aoka handry aminao ihany ary izy anio alina noho ny dodaiman’ny zanakao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary hoy izy taminy: Moa zavatra kely va ny nakanao ny vadiko? Dia halainao koa va ny dodaiman'ny zanako? Ary hoy Rahely: Aoka handry aminao ihany ary izy anio alina noho ny dodaiman'ny zanakao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 30:15
7 Rohy Ifampitohizana  

Indray andro tamin’ny fotoam-pararano iny, dia nandeha nitsangatsangana tany an-tsaha i Reobena ary nahita mandragôra. Nentiny tany amin’i Leà reniny izany, ka hoy i Rahely tamin’i Leà: –Mba omeo kely amin’ireo mandragôran’ny zanakao aho, azafady!


Rehefa tonga avy tany an-tsaha i Jakôba ny hariva, dia nivoaka hitsena azy i Leà sady nanao taminy hoe: –Ato amiko no handrianao anio ho takalon’ny mandragôran-janako. Dia nandry tany aminy i Jakôba iny alina iny.


Dia hoy i Isaià taminy: –Mihainoa ahy ianao sy ny fianakavianao izay samy taranak’i Davida. Moa tsy ampy anareo ve ny manasatra ny olombelona no dia hanasatra an’Andriamanitra koa ianareo?


Tsy nionona fotsiny tamin’ny fakana tahaka ny fitondrantenany sy ny fomba maharikoriko nataony ianao, fa kely ihany raha izany! Saingy ratsy lavitra noho ny azy ny fitondrantenanao manontolo.


Tsy ampy anao ve ny namoahanao anay nandao tany tondra-dronono sy tantely mba hahafaty anay atỳ an-taniefitra, no mbola mitady hibaiko anay indray ianao!


Raha izaho dia tsy mampaninona ahy velively na hotsarainareo, na handia fitsaran’olombelona; fa na ny mitsara ny tenako aza tsy ataoko.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra