Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:45 - DIEM PROTESTANTA

45 Rehefa afaka ny hatezeran’ny rahalahinao aminao ka hadinony izay nataonao taminy, dia haniraka haka anao any aho; fa nahoana moa aho no hamoy anareo roa lahy indray andro?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

45 eny, rehefa afaka ny fahatezeran’ny rahalahinao aminao ka hadinony izay nataonao taminy, dia handefa iraka hampaka anao any aho. Fa hataoko ahoana no ho famoy anareo mirahalahy indray andro?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

45 Rehefa afaka ny hatezeran’ny rahalahinao aminao ka hadinony izay nataonao taminy, dia haniraka haka anao any aho; fa nahoana moa aho no hamoy anareo roa lahy indray andro?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

45 Fa rehefa afaka ny hatezeran’ny rahalahinao aminao ka hadinony izay nataonao taminy, dia haniraka hampaka anao any aho. Hataoko ahoana no famoy anareo mirahalahy, indray andro?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

45 eny, mandra-pahafaky ny fahatezeran’ny rahalahinao aminao, ka ho hadinony izay nataonao taminy; dia haniraka aho ka hampaka anao any; hataoko ahoana no famoy anareo mirahalahy indray andro?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

45 eny, mandra-pahafaky ny fahatezeran'ny rahalahinao aminao, ka ho hadinony izay nataonao taminy; dia haniraka aho ka hampaka anao any; hataoko ahoana no famoy anareo mirahalahy indray andro?

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:45
10 Rohy Ifampitohizana  

Koa raha mitsapa ahy ny raiko, dia ho fantany fa mamitaka azy aho; ka hahatonga ozona amiko fa tsy tsodrano izany.


Dia hoy i Jakôba taminy: –Izaho no Hesao, zanakao lahimatoa, efa nanao araka izay nolazainao aho; koa miarena ary mipetraha hihinana avy amin’ny hazako, mba hitsofanao rano ahy.


Fa namaly i Itsehàka hoe: –Tonga teto ny rahalahinao namitaka ahy, ka lasany ny tsodrano tokony ho anao.


Maro ny tetika ao am-pon’ny olona, fa ny fikasan’ny TOMPO ihany no tanteraka.


Iza moa no miteny, dia mampisy zavatra? Moa tsy ny Tompo va no mandidy?


Nony hitan’ny tompontany kosa ny bibilava niraviravy teny amin’ny tanan’i Paoly, dia nifampiresaka ry zareo hoe: –Tena mpamono olona raha io lehilahy io; anarany foana no voavonjy tamin’ny ranomasina izy, saingy tsy navelan’ny fitsaran’Andriamanitra ho velona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra