Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:44 - DIEM PROTESTANTA

44 Mitoera any aminy aloha mandritra ny fotoana vitsivitsy, mandra-pitony ny rahalahinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

44 Mitoera andro vitsivitsy any aminy mandra-pahafaka ny fahatezeran’ny rahalahinao;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Mitoera any aminy aloha mandritra ny fotoana vitsivitsy, mandra-pitony ny rahalahinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

44 ka mitoera any andro vitsivitsy mandra-pionon’ny hatezeran’ny rahalahinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

44 Ary mitoera any aminy andro vitsivitsy mandra-pahafaky ny fahatezeran’ny rahalahinao,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

44 Ary mitoera any aminy andro vitsivitsy mandra-pahafaky ny fahatezeran'ny rahalahinao,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

44 Mitoera andro vitsivitsy any aminy mandra-pahafaka ny fahatezeran’ny rahalahinao;

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:44
3 Rohy Ifampitohizana  

Roapolo taona izao no efa niarahako taminao, nefa ny ondrivavinao aman’osivavinao tsy mba namotsotra; sady tsy mbola nihinana ondrilahy tamin’ny andian’ondrinao na oviana na oviana aho.


Efa roapolo taona izao no nanompoako anao: efatra ambin’ny folo taona no niasako mba hanambadiako ny zanakao roa vavy, ary enin-taona mba hahazoako ondry aman’osy, saingy efa impolo kely ianao no nanova ny karamako.


Ny Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao, vao manendry ny tany, dia mampihovotrovotra azy; misondrotra sy mietry ny tany manontolo tahaka an’i Neily, onin’i Ejipta; ary misaona ny maty ireo mponina rehetra ao aminy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra