Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:17 - DIEM PROTESTANTA

17 dia natolony azy ny hanim-py sy ny mofo efa namboariny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia natolony teo an-tanan’i Jakoba zanany ny sakafo matsiro sy ny mofo izay namboariny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 dia natolony azy ny hanim-py sy ny mofo efa namboariny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Izay vao nataony an-tanan-janany ny nahandro tsara sy ny mofo efa namboariny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 dia natolony teo an-tànan’i Jakoba zanany ny hanim-py sy ny mofo izay efa namboariny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 dia natolony teo an-tànan'i Jakoba zanany ny hanim-py sy ny mofo izay efa namboariny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Dia natolony teo an-tanan’i Jakoba zanany ny sakafo matsiro sy ny mofo izay namboariny.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:17
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nandeha i Jakôba naka ireo zanak’osy ka nitondra azy tany amin-dreniny, dia nanamboaran-dreniny hanim-py araka ilay tian’i Itsehàka.


Nalainy koa ny hoditr’osy ka namonosany ny sandriny sy ny faritra malama teo amin’ny vozony;


Dia lasa i Jakôba nankany amin’ny rainy ka niteny hoe: –Dada ô! Namaly kosa izy hoe: –Inty aho, anaka, fa iza moa ianao?


ka anamboaro hanim-py ho ahy araka ilay tiako, ary ento aty hohaniko. Avy eo dia hotsofiko rano ianao alohan’ny hahafatesako.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra