Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Nalainy koa ny hoditr’osy ka namonosany ny sandriny sy ny faritra malama teo amin’ny vozony;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Nofonosiny ny hoditry ny zanak’osy ny tanany sy ny malambolambo amin’ny vozony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Nalainy koa ny hoditr’osy ka namonosany ny sandriny sy ny faritra malama teo amin’ny vozony;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Dia nofonosiny tamin’ny hodi-janak’osy koa ny tanany mbamin’ny malambolambo amin’ny vozony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary ny hoditry ny zanak’osy dia nafonony ny tànany sy ny malambolambo amin’ny vozony;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary ny hoditry ny zanak'osy dia nafonony ny tànany sy ny malambolambo amin'ny vozony;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Nofonosiny ny hoditry ny zanak’osy ny tanany sy ny malambolambo amin’ny vozony.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:16
4 Rohy Ifampitohizana  

Ilay teraka voalohany dia menamena, voloina toy ny lamba volom-biby ka natao hoe Hesao ny anarany.


Avy eo dia nalain’i Rebekà ny fitafian’ny lahimatoany izay tsara indrindra tao an-trano, ka natafiny an’i Jakôba.


dia natolony azy ny hanim-py sy ny mofo efa namboariny.


Tsy fantatr’i Itsehàka i Jakôba, satria rakotra volo toy ny tanan’i Hesao rahalahiny ny sandriny. Kanefa talohan’ny hitsofany rano azy,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra