Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 26:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Dia nihady lavaka fantsakana hafa koa ireo mpanompon’i Itsehàka, nefa nilàn’ireo sotasota indray. Io fantsakana io dia nantsoina hoe Sitnà, izany hoe Sotasota.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Nihady lavaka fantsakana hafa indray koa izy, nefa niadiana indray io; koa nataony hoe Sitna ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Dia nihady lavaka fantsakana hafa koa ireo mpanompon’i Itsehàka, nefa nilàn’ireo sotasota indray. Io fantsakana io dia nantsoina hoe Sitnà, izany hoe Sotasota.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Ary nihady lavaka fantsakana hafa indray ny mpanompon’i Isaaka nefa mbola niadiana ihany koa io ka nataony hoe Sitnà no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Dia nihady lavaka fantsakana hafa koa izy, ka niadiany indray io; ary ny anarany dia nataony hoe Sitna.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Dia nihady lavaka fantsakana hafa koa izy, ka niadiany indray io; ary ny anarany dia nataony hoe Sitna.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Nihady lavaka fantsakana hafa indray koa izy, nefa niadiana indray io; koa nataony hoe Sitna ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 26:21
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary nitarainan’i Abrahama i Abimelèka noho ilay lavaka fantsakana nalain’ireo mpanompon’i Abimelèka an-keriny.


Dia niady tamin’ireo mpiandry ondrin’i Itsehàka ireo mpiandry ondry tao Gerara ka nanao hoe: –Anay ny rano. Dia nantsoin’i Itsehàka hoe Hesèka izany hoe Fifandirana ny fantsakana, satria nifandiran’ireo izy.


Koa niala tao izy ary nampandavaka fantsakana hafa indray; fa tsy mba niadian’ireo kosa io ka nantsoin’i Itsehàka hoe Rehôbôta na Fahalalahana, satria hoy izy hoe: «Ankehitriny ny TOMPO dia efa nanome toera-malalaka ho antsika mba hahazoantsika fahombiazana eto amin’ity tany ity.»


Raha vao nanjaka i Kserksesa, dia nanoratra taratasy ho azy ny fahavalon’ny Jiosy mba hanendrikendrika ny mponina tao Jerosalema sy eran’i Joda.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra