Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 26:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Indray andro dia nihady lavaka fantsakana tao an-dohasaha ireo mpanompon’i Itsehàka ka nahita loharano velona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Dia mbola nihady lavaka teo amin’ny lohasaha ihany koa ny mpanompon’Isaka ka nahita loharano velona tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Indray andro dia nihady lavaka fantsakana tao an-dohasaha ireo mpanompon’i Itsehàka ka nahita loharano velona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Mbola nihady teo amin’ny lohasaha koa ny mpanompon’i Isaaka, ka nahita loharano velona teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Dia nihady teo amin’ny lohasaha ny mpanompon’Isaka ka nahita loharano velona teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Dia nihady teo amin'ny lohasaha ny mpanompon'Isaka ka nahita loharano velona teo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Dia mbola nihady lavaka teo amin’ny lohasaha ihany koa ny mpanompon’Isaka ka nahita loharano velona tao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 26:19
5 Rohy Ifampitohizana  

Nasainy nosokafana ireo fantsakana izay voahady fony fahavelon’i Abrahama rainy fa nototofan’ny Filistinina taorian’ny nahafatesany. Ary naveriny tamin’ireny fantsakana ireny indray ny anarana izay efa nomen-drainy azy.


Dia niady tamin’ireo mpiandry ondrin’i Itsehàka ireo mpiandry ondry tao Gerara ka nanao hoe: –Anay ny rano. Dia nantsoin’i Itsehàka hoe Hesèka izany hoe Fifandirana ny fantsakana, satria nifandiran’ireo izy.


Loharano ao an-jaridaina ianao, dia fantsakana miboiboika ranovelona izay mikoriana avy any Libano.


ary izay mino Ahy, aoka hisotro! Fa araka ny voalazan’ny Soratra Masina, dia «hisy onin-dranovelona hiboiboika avy ao am-pony!»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra