Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 26:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Koa niala teo i Itsehàka, dia nanorin-day tao an-dohasahan’i Gerara ka nipetraka tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia niala teo Isaka ka nanorina ny tranolainy tao an-dohasahan’i Gerara ary nonina tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Koa niala teo i Itsehàka, dia nanorin-day tao an-dohasahan’i Gerara ka nipetraka tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Dia nandeha i Isaaka ka niorin-day teo an-dohasahan’i Jerara sy nonina teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary lasa niala teo Isaka, dia nanorina ny lainy teo an-dohasahan’i Gerara ka nonina teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary lasa niala teo Isaka, dia nanorina ny lainy teo an-dohasahan'i Gerara ka nonina teo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Dia niala teo Isaka ka nanorina ny tranolainy tao an-dohasahan’i Gerara ary nonina tao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 26:17
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia niteny tamin’i Itsehàka i Abimelèka hoe: –Mialà eto aminay satria efa tonga mahery lavitra noho izahay ianao izao.


Nasainy nosokafana ireo fantsakana izay voahady fony fahavelon’i Abrahama rainy fa nototofan’ny Filistinina taorian’ny nahafatesany. Ary naveriny tamin’ireny fantsakana ireny indray ny anarana izay efa nomen-drainy azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra