Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 26:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Izany no antony nanotofan’izy ireo tany ny lavaka fantsakana izay nohadîn’ny mpanompon’i Abrahama rainy fony fahavelony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ary ny lavaka fantsakana rehetra izay nohadin’ny mpanompon’ny rainy fony fahavelon’i Abrahama rainy, dia notampenan’ny Filistina ka nototofany tany avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Izany no antony nanotofan’izy ireo tany ny lavaka fantsakana izay nohadîn’ny mpanompon’i Abrahama rainy fony fahavelony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Nototofan’ny Filistinina nofenoiny tany avokoa ny lavaka fantsakana nohadin’ny mpanompon-drainy, fony fahavelon’i Abrahama rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary ny lavaka fantsakana rehetra, izay efa nohadin’ny mpanompon-drainy fony fahavelon’i Abrahama rainy, dia efa novonoin’ny Filistina sy nototofany tany avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary ny lavaka fantsakana rehetra, izay efa nohadin'ny mpanompon-drainy fony fahavelon'i Abrahama rainy, dia efa novonoin'ny Filistina sy nototofany tany avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Ary ny lavaka fantsakana rehetra izay nohadin’ny mpanompon’ny rainy fony fahavelon’i Abrahama rainy, dia notampenan’ny Filistina ka nototofany tany avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 26:15
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary nitarainan’i Abrahama i Abimelèka noho ilay lavaka fantsakana nalain’ireo mpanompon’i Abimelèka an-keriny.


Dia namaly i Abrahama hoe: –Mba ekeo avy amin’ny tanako ireo ho vavolombelona amiko fa izaho no nandavaka ilay fantsakana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra