Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 25:9 - DIEM PROTESTANTA

9 I Itsehàka sy i Jismahela zanany no nandevina azy tao amin’ny lava-baton’i Makpelà, ao amin’ny sahan’i Hefrôna zanakalahin’i Tsôhara izay Hetita, dia ilay saha ao akaikin’i Mamre.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Nalevin’Isaka sy Ismaela zanany tao amin’ilay zohy ao Makpela izy; tao amin’ny sahan’i Efrona, zanak’i Zohara hetita, izay tandrifin’i Mamre izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 I Itsehàka sy i Jismahela zanany no nandevina azy tao amin’ny lava-baton’i Makpelà, ao amin’ny sahan’i Hefrôna zanakalahin’i Tsôhara izay Hetita, dia ilay saha ao akaikin’i Mamre.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Nalevin’i Isaaka sy i Ismaely zanany izy, tao amin’ny zohy any Makpelà, amin’ny sahan’i Efrôna, zanak’i Seôra Heteanina, tandrifin’i Mambre,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary nalevin’Isaka sy Isimaela zanany izy tao amin’ny zohy ao Makpela, tao amin’ny sahan’i Efrona, zanak’i Zohara Hetita, izay tandrifin’i Mamre,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary nalevin'Isaka sy Isimaela zanany izy tao amin'ny zohy ao Makpela, tao amin'ny sahan'i Efrona, zanak'i Zohara Hetita, izay tandrifin'i Mamre,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Nalevin’Isaka sy Ismaela zanany tao amin’ilay zohy ao Makpela izy; tao amin’ny sahan’i Efrona, zanak’i Zohara hetita, izay tandrifin’i Mamre izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 25:9
8 Rohy Ifampitohizana  

ka niteny tamin’ireo hoe: –Raha ekenareo tokoa àry ny handevenana ny vadiko eto, dia anaovy fanelanelanana amin’i Hefrôna zanakalahin’i Tsôhara aho


no niala aina izy ka maty; ary efa tratra antitra izy vao nakambana tamin’ny razany. I Hesao sy i Jakôba zanany no nandevina azy.


Rehefa maty aho, dia ento hiala aty Ejipta ka aleveno any am-pasan-drazako. Ka hoy i Jôsefa hoe: –Hotanterahiko araka ny teninao izany.


Tao no nalevina i Abrahama sy i Sarà vadiny, i Itsehàka sy i Rebekà vadiny, ary tao koa no nandevenako an’i Leà.


Nentiny nankany amin’ny tany Kanahàna ny fatin-drainy ary naleviny tao amin’ny zohy tao an-tsahan’i Makpelà, teo akaikin’i Mamre. Fa novidîn’i Abrahama tamin’i Hefrôna izay hetita io saha io mba ho tany fandevenana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra