Genesisy 25:12 - DIEM PROTESTANTA12 Izao no lisitry ny taranak’i Jismahela, zanakalahin’i Abrahama, naterak’i Hagara ilay Ejiptianina mpanompovavin’i Sarà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ireto no taranak’Ismaela, zanakalahin’i Abrahama izay naterak’i Hagara, ilay Ejiptiana, mpanompovavin’i Saraha, tamin’i Abrahama. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Izao no lisitry ny taranak’i Jismahela, zanakalahin’i Abrahama, naterak’i Hagara ilay Ejiptianina mpanompovavin’i Sarà. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Izao no tantaran’i Ismaely zanak’i Abrahama izay naterak’i Agara Ejiptianina mpanompo vavin’i Sarà tamin’i Abrahama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 ARY izao no taranak’Isimaela, zanakalahin’i Abrahama izay naterak’i Hagara, ilay Egyptiana, andevovavin’i Saraha, tamin’i Abrahama: Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary izao no taranak'Isimaela, zanakalahin'i Abrahama izay naterak'i Hagara, ilay Egyptiana, andevovavin'i Saraha, tamin'i Abrahama : Jereo ny toko |