Genesisy 25:11 - DIEM PROTESTANTA11 Taorian’ny nahafatesan’i Abrahama, dia notahîn’Andriamanitra i Itsehàka zanany, izay nonina tao akaikin’ny fantsakana Lahay-Rôy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Taorianan’ny nahafatesan’i Abrahama dia notahin’Andriamanitra Isaka zanany. Ary nonina teo akaikin’i Bera-Lahay-Roỳ Isaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Taorian’ny nahafatesan’i Abrahama, dia notahîn’Andriamanitra i Itsehàka zanany, izay nonina tao akaikin’ny fantsakana Lahay-Rôy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Nony maty i Abrahama, nasian’Andriamanitra soa i Isaaka zanany; ary tao akaikin’ny fantsakana «Lakai-Rôy» i Isaaka no nonina Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary rehefa maty Abrahama, dia notahin’Andriamanitra Isaka zanany; ary Isaka dia nonina teo akaikin’i Bera-lahai-roy. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary rehefa maty Abrahama, dia notahin'Andriamanitra Isaka zanany; ary Isaka dia nonina teo akaikin'i Bera-lahai-roy. Jereo ny toko |