Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:57 - DIEM PROTESTANTA

57 Hoy kosa ireo hoe: –Aoka àry hantsoinay razazavavy, aoka hanontaniana izay heviny!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

57 Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay Razazavavy ka hanontanianay izay heviny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

57 Hoy kosa ireo hoe: –Aoka àry hantsoinay razazavavy, aoka hanontaniana izay heviny!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

57 Dia hoy ry zareo: «Aoka àry ny zazavavy no hantsointsika hanontaniana izay tiany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

57 Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay ny zazavavy, ka hanontanianay izay teniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

57 Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay ny zazavavy, ka hanontanianay izay teniny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

57 Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay Razazavavy ka hanontanianay izay heviny.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:57
3 Rohy Ifampitohizana  

Fa namaly azy ireo indray ilay mpanompo hoe: –Aza tananareo aho, fa ny TOMPO efa nanambina ny diako; alefaso aho hiverina ho any amin’ny tompoko.


Dia nantsoin’ireo i Rebekà ka nanontaniany hoe: –Moa handeha hiaraka amin’io lehilahy io ve ianao? Ary hoy i Rebekà hoe: –Eny, handeha aho.


Izao no teny izay nandidian’ny TOMPO momba ny zanakavavin’i Tselôfehada: aoka izy hanambady izay tiany, nefa lehilahy ao amin’ny tarika nisy an-drainy ihany no hovadîny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra