Genesisy 24:57 - Baiboly Katolika57 Dia hoy ry zareo: «Aoka àry ny zazavavy no hantsointsika hanontaniana izay tiany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201157 Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay Razazavavy ka hanontanianay izay heviny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA57 Hoy kosa ireo hoe: –Aoka àry hantsoinay razazavavy, aoka hanontaniana izay heviny! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara57 Hoy kosa ireo hoe: –Aoka àry hantsoinay razazavavy, aoka hanontaniana izay heviny! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy57 Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay ny zazavavy, ka hanontanianay izay teniny. Jereo ny tokoMalagasy Bible57 Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay ny zazavavy, ka hanontanianay izay teniny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache57 Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay Razazavavy ka hanontanianay izay heviny. Jereo ny toko |