Genesisy 24:58 - Baiboly Katolika58 Dia nantsoiny i Rebekà, ka hoy izy taminy: «Te-handeha hiaraka amin’ity lehilahy ity va ianao?» Ary hoy navaliny: «Handeha aho.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201158 Dia niantso an’i Rebeka izy ireo ka niteny taminy hoe: Handeha hiaraka amin’io lehilahy io va ianao? Dia hoy Razazavavy: Handeha aho. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA58 Dia nantsoin’ireo i Rebekà ka nanontaniany hoe: –Moa handeha hiaraka amin’io lehilahy io ve ianao? Ary hoy i Rebekà hoe: –Eny, handeha aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara58 Dia nantsoin’ireo i Rebekà ka nanontaniany hoe: –Moa handeha hiaraka amin’io lehilahy io ve ianao? Ary hoy i Rebekà hoe: –Eny, handeha aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy58 Dia niantso an-dRebeka izy ka nanao taminy hoe: Handeha hiaraka amin’io lehilahy io va hianao? Ary hoy izy: Handeha aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible58 Dia niantso an-dRebeka izy ka nanao taminy hoe: Handeha hiaraka amin'io lehilahy io va ianao? Ary hoy izy: Handeha aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache58 Dia niantso an’i Rebeka izy ireo ka niteny taminy hoe: Handeha hiaraka amin’io lehilahy io va ianao? Dia hoy Razazavavy: Handeha aho. Jereo ny toko |