Genesisy 24:52 - DIEM PROTESTANTA52 Rehefa nandre izany teny izany ilay mpanompon’i Abrahama, dia niankohoka tamin’ny tany hisaotra ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201152 Rehefa nandre ny tenin-dry zareo ilay mpanompon’i Abrahama dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’NY TOMPO izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara52 Rehefa nandre izany teny izany ilay mpanompon’i Abrahama, dia niankohoka tamin’ny tany hisaotra ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Katolika52 Nony nandre izany ity mpanompon’i Abrahama dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy52 Ary rehefa nandre ny tenin-drizareo ilay mpanompon’i Abrahama, dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Jehovah izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible52 Ary rehefa nandre ny tenin-dry zareo ilay mpanompon'i Abrahama, dia niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'i Jehovah izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache52 Rehefa nandre ny tenin-dry zareo ilay mpanompon’i Abrahama dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’NY TOMPO izy. Jereo ny toko |