Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:51 - DIEM PROTESTANTA

51 Indro i Rebekà eo anoloanao, ento miaraka aminao izy ary aoka ho vadin’ny zanakalahin’ny tomponao, araka izay nambaran’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

51 Indro, eto anatrehanao i Rebeka; ento izy ka mandehana; ary aoka ho vadin’ny zanaky ny tomponao izy, araka izay nolazain’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

51 Indro i Rebekà eo anoloanao, ento miaraka aminao izy ary aoka ho vadin’ny zanakalahin’ny tomponao, araka izay nambaran’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

51 Indro i Rebekà eo anatrehanao, ento izy ka mandehana, ary aoka ho vadin’ny zanaky ny tomponao izy, araka ny voalazan’i Iaveh.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

51 Indro, Rebeka eto anatrehanao, ento izy, ka mandehana; ary aoka ho vadin’ny zanaky ny tomponao izy, araka izay nolazain’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

51 Indro, Rebeka eto anatrehanao, ento izy, ka mandehana; ary aoka ho vadin'ny zanaky ny tomponao izy, araka izay nolazain'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

51 Indro, eto anatrehanao i Rebeka; ento izy ka mandehana; ary aoka ho vadin’ny zanaky ny tomponao izy, araka izay nolazain’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:51
6 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy i Abimelèka tamin’i Abrahama: –Indro mivoha ho anao ny taniko, koa mipetraha amin’izay mahafinaritra ny masonao.


Fa raha mbola tsy nifarana akory ny teniny, dia indro tamy i Rebekà milanja siny eny an-tsorony. Io Rebekà io dia zanakavavin’i Betoela zanakalahin’i Milkà izay vadin’i Nahôra rahalahin’i Abrahama.


Dia namaly i Labàna sy i Betoela hoe: –Avy amin’ny TOMPO no niavian’izao zavatra izao ka tsy azonay iadian-kevitra.


Rehefa nandre izany teny izany ilay mpanompon’i Abrahama, dia niankohoka tamin’ny tany hisaotra ny TOMPO.


Fa novalian’ny mpanjaka hoe: –Inona no iraharahanao izany, ry zanakalahin’i Tseroià? Matoa manozona ahy izy, dia satria ny TOMPO no nibaiko azy hanozona ahy; koa iza no sahy hanome tsiny azy amin’izany?


Manambadia ka miteraha zanakalahy sy zanakavavy; akao vady ny zanakareo lahy ary ampanambadio ny zanakareo vavy mba hiteraka koa izy. Hihamaro anie ianareo, fa tsy hihavitsy!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra