Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:41 - DIEM PROTESTANTA

41 Ary rehefa mandeha any amin’ny foko nipoirako ianao, na dia tsy omeny aza, dia afaka amin’ny fampianianako.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

41 Dia ho afaka amin’ny fampianianako anao ianao, raha tonga any amin’ny havako; ary raha tsy manome anao ry zareo dia ho afaka amin’ny fampianianako anao koa ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 Ary rehefa mandeha any amin’ny foko nipoirako ianao, na dia tsy omeny aza, dia afaka amin’ny fampianianako.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

41 Afaka amin’ny fianianana nataonao ianao rehefa tonga tany amin’ny havako; ary raha tsy manaiky ny fangatahanao izy ireo dia afaka amin’ny fianianana ampanaoviko ianao.›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

41 Dia ho afaka amin’ny fampianianako anao hianao, raha tonga any amin’ny havako; ary raha tsy manome anao rizareo, dia ho afaka amin’ny fampianianako anao koa hianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

41 Dia ho afaka amin'ny fampianianako anao ianao, raha tonga any amin'ny havako; ary raha tsy manome anao ry zareo, dia ho afaka amin'ny fampianianako anao koa ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

41 Dia ho afaka amin’ny fampianianako anao ianao, raha tonga any amin’ny havako; ary raha tsy manome anao ry zareo dia ho afaka amin’ny fampianianako anao koa ianao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:41
3 Rohy Ifampitohizana  

Koa raha vao tonga teo akaikin’ny fantsakana aho androany, dia nivavaka hoe: «Ry TOMPO Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô, mba ataovy mahomby ny anton-diako.


Raha tsy manaiky hanaraka anao ilay razazavavy, dia afaka amin’izao fianianana izao ianao; fa ny zanako kosa aza entinao miverina any.


Dia hasandrany ho vahoakany ianareo ary Izy ho Andriamanitrareo, araka izay nampanantenainy taminareo sy nianianany tamin’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba razambenareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra