Genesisy 24:42 - DIEM PROTESTANTA42 Koa raha vao tonga teo akaikin’ny fantsakana aho androany, dia nivavaka hoe: «Ry TOMPO Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô, mba ataovy mahomby ny anton-diako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201142 Ary androany aho dia tonga teo amin’ny fantsakana ka hoy aho: Ry TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô, raha hambininao ny diako, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42 Koa raha vao tonga teo akaikin’ny fantsakana aho androany, dia nivavaka hoe: «Ry TOMPO Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô, mba ataovy mahomby ny anton-diako. Jereo ny tokoBaiboly Katolika42 Nony tonga tao am-pantsakana aho androany, dia nanao hoe: ‹Ry Iaveh, Andriamanitr’i Abrahama tompoko, raha mba sitrakao ihany ny hanambina ny dia nalehako, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy42 Ary tonga andro-any teo amin’ny fantsakana aho, ka hoy aho: Jehovah ô, Andriamanitr’i Abrahama tompoko, raha hanambina ny alehako Hianao, Jereo ny tokoMalagasy Bible42 Ary tonga androany teo amin'ny fantsakana aho, ka hoy izaho: Jehovah ô, Andriamanitr'i Abrahama tompoko, raha hanambina ny alehako Hianao, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache42 Ary androany aho dia tonga teo amin’ny fantsakana ka hoy aho: Ry TOMPO, Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô, raha hambininao ny diako, Jereo ny toko |