Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Dia namaly razazavavy hoe: –Zanakavavin’i Betoela aho, sady zafikelin’i Milkà sy i Nahôra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Dia hoy Razazavavy taminy: Zanakavavin’i Betoela, ilay zanakalahin’i Milka, izay naterany tamin’i Nahora aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Dia namaly razazavavy hoe: –Zanakavavin’i Betoela aho, sady zafikelin’i Milkà sy i Nahôra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Dia hoy ny navaliny: «Zanakavavin’i Batoela zanak’i Melkà, izay naterany tamin’i Nakôra aho.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary hoy izy taminy: Zanakavavin’i Betoela, zanakalahin’i Milka, izay naterany tamin’i Nahora, aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary hoy izy taminy: Zanakavavin'i Betoela, zanakalahin'i Milka, izay naterany tamin'i Nahora, aho.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Dia hoy Razazavavy taminy: Zanakavavin’i Betoela, ilay zanakalahin’i Milka, izay naterany tamin’i Nahora aho.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:24
8 Rohy Ifampitohizana  

Nanambady an’i Saray i Abrama; ary i Nahôra kosa nanambady an’i Milkà zanakavavin’i Haràna. I Haràna koa no rain’i Milkà sy i Jiskà.


Taorian’izany, dia ren’i Abrahama fa tera-dahy maro tamin’i Nahôra rahalahiny koa i Milkà:


Izy valo lahy no naterak’i Milkà tamin’i Nahôra rahalahin’i Abrahama. I Betoela no rain’i Rebekà.


Fa raha mbola tsy nifarana akory ny teniny, dia indro tamy i Rebekà milanja siny eny an-tsorony. Io Rebekà io dia zanakavavin’i Betoela zanakalahin’i Milkà izay vadin’i Nahôra rahalahin’i Abrahama.


sady nanontany azy hoe: –Mba lazao ahy hoe: Zanak’iza moa ianao? Ary misy toerana azonay andriana ve ao an-tranon-drainao?


Ary mbola nampiany hoe: –Na ny mololo na ny vilona dia samy betsaka ao aminay sady misy toerana handrianareo koa.


Ary rehefa nanontany azy aho hoe: «Zanak’iza moa ianao?», dia novaliany hoe: «Zanakavavin’i Betoela aho, ary zafikelin’i Nahôra sy i Milkà.» Dia napetrako teo amin’ny oron-drazazavavy ny kavina ary nataoko teny an-tanany ny haba.


Dia niteny indray i Jakôba hoe: –Fantatrareo ve i Labàna, zafin’i Nahôra? Ka novalian’ireo hoe: –Eny, fantatray izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra