Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:23 - DIEM PROTESTANTA

23 sady nanontany azy hoe: –Mba lazao ahy hoe: Zanak’iza moa ianao? Ary misy toerana azonay andriana ve ao an-tranon-drainao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 ka hoy izy: Mba lazao amiko, zanak’iza moa ianao? Ary moa misy azonay hatoriana va ao an-tranon’ny rainao?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 sady nanontany azy hoe: –Mba lazao ahy hoe: Zanak’iza moa ianao? Ary misy toerana azonay andriana ve ao an-tranon-drainao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 ka hoy izy: «Zana-jovy moa ianao? Mba lazao ahy kely izany. Ary mba misy toerana azonay andriana va ao an-tranon-drainao?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 ary hoy izy: Zana-jovy moa hianao? Mba lazao amiko. Ary moa misy azonay handriana va ao an-tranon’ny rainao?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 ary hoy izy: Zana-jovy moa ianao ? Mba lazao amiko. Ary moa misy azonay handriana va ao an-tranon'ny rainao?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 ka hoy izy: Mba lazao amiko, zanak’iza moa ianao? Ary moa misy azonay hatoriana va ao an-tranon’ny rainao?

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:23
3 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa tapitra nisotro ny rameva, dia naka kavin’orona volamena iray tokony ho folo grama sy haba volamena roa tokony ho zato grama avy izy ho an-drazazavavy,


Dia namaly razazavavy hoe: –Zanakavavin’i Betoela aho, sady zafikelin’i Milkà sy i Nahôra.


Ary rehefa nanontany azy aho hoe: «Zanak’iza moa ianao?», dia novaliany hoe: «Zanakavavin’i Betoela aho, ary zafikelin’i Nahôra sy i Milkà.» Dia napetrako teo amin’ny oron-drazazavavy ny kavina ary nataoko teny an-tanany ny haba.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra