Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Ary mbola nampiany hoe: –Na ny mololo na ny vilona dia samy betsaka ao aminay sady misy toerana handrianareo koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Hoy koa izy taminy: Na ny mololo na ny vilona dia samy betsaka ao aminay, sady misy trano hatorianareo koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Ary mbola nampiany hoe: –Na ny mololo na ny vilona dia samy betsaka ao aminay sady misy toerana handrianareo koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Ary hoy koa izy: «Na ny mololo na ny vilona dia samy betsaka ao aminay; sady ny mololo handriana koa dia misy ao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary hoy koa izy taminy: Na ny mololo na ny vilona, dia samy betsaka ao aminay, sady misy trano handrianareo koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary hoy koa izy taminy: Na ny mololo na ny vilona, dia samy betsaka ao aminay, sady misy trano handrianareo koa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Hoy koa izy taminy: Na ny mololo na ny vilona dia samy betsaka ao aminay, sady misy trano hatorianareo koa.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:25
8 Rohy Ifampitohizana  

Dia namaly razazavavy hoe: –Zanakavavin’i Betoela aho, sady zafikelin’i Milkà sy i Nahôra.


Niondrika ilay rangahy ary niankohoka nisaotra ny TOMPO


Dia nandroso tao an-trano ilay mpanompon’i Abrahama. Novahana ny rameva, ka nomena mololo sy vilona; ary nitondrana rano hisasan-tongotra koa ilay rangahy sy ireo olona niaraka taminy.


Ary nony mby teo amin’ny toerana handriany hariva izy ireo, dia nosokafan’ny anankiray ny kitapony mba hanomezany sakafo ho an’ny borikiny, nefa indro ny volany hitany teo am-bavan’ny kitapo.


Fa ny olona manan-toe-tsaina ambony no afaka hihevitra tanjona ambony sady tsy hirotsaka an-tsehatra afa-tsy ho an’ny tanjona ambony.


Mifampiantranoa ka aza asiana monomonona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra