Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Ary nandinika tsara an-drazazavavy tamim-panginana ilay rangahy mba hahafantarany raha nambinin’ny TOMPO tokoa ny diany na tsia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Nandinika azy tsara Ralehilahy sady nangina mba hahafantarany na nambinin’NY TOMPO ny diany na tsia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Ary nandinika tsara an-drazazavavy tamim-panginana ilay rangahy mba hahafantarany raha nambinin’ny TOMPO tokoa ny diany na tsia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Nandinika azy ralehilahy tsy niteny fa nieritreritra na efa nambinin’i Iaveh tokoa ny diany, na tsia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary ralehilahy nandinika azy tsara sady nangina, mba hahafantarany na efa nambinin’i Jehovah ny nalehany, na tsia.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary ralehilahy nandinika azy tsara sady nangina, mba hahafantarany na efa nambinin'i Jehovah ny nalehany, na tsia.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Nandinika azy tsara Ralehilahy sady nangina mba hahafantarany na nambinin’NY TOMPO ny diany na tsia.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:21
13 Rohy Ifampitohizana  

Izao no vavaka nataony: –Ry TOMPO Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô, mba ambino aho anio, ka manehoa fahasoavana amin’i Abrahama tompoko.


Dia naidiny faingana tao anaty tavy fisotroam-biby ny rano tao an-tsiny ary nihazakazaka nantsaka indray izy, ka nantsakany avokoa ireto rameva rehetra.


nanao hoe: –Hisaorana anie Ianao, ry TOMPO Andriamanitr’i Abrahama tompoko, fa tsy namela ny fitiavanao sy ny toetranao mahatoky hiala tamin’ny tompoko Ianao, fa teny an-dalana aho dia nentinao hankaty amin’ny tranon’ireo havan’ny tompoko.


Fa namaly azy ireo indray ilay mpanompo hoe: –Aza tananareo aho, fa ny TOMPO efa nanambina ny diako; alefaso aho hiverina ho any amin’ny tompoko.


Miderà ny TOMPO ianareo fa tsara Izy: –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!


Aoka izy hidera ny TOMPO noho ny fitiavany sy ny zava-mahagaga vitany ho an’ny olombelona,


Izay hendry, aoka hisaintsaina izany sy hahatsapa ny fitiavan’ny TOMPO!


Aoka izy hidera ny TOMPO noho ny fitiavany sy ny zava-mahagaga vitany ho an’ny olombelona,


I Maria kosa nitadidy izany rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony.


Dia niara-nody taminy tany Nazareta i Jesoa ary nanoa azy. Ny reniny kosa nitadidy izany rehetra izany tao am-pony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra