Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Dia naidiny faingana tao anaty tavy fisotroam-biby ny rano tao an-tsiny ary nihazakazaka nantsaka indray izy, ka nantsakany avokoa ireto rameva rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Dia naidiny haingana ny rano tao an-tsininy ho ao amin’ny fampisotroana ny biby ka nihazakazaka indray izy nankeo amin’ny lavaka fantsakana hanovo rano ary nantsaka ho an’ireo ramevany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Dia naidiny faingana tao anaty tavy fisotroam-biby ny rano tao an-tsiny ary nihazakazaka nantsaka indray izy, ka nantsakany avokoa ireto rameva rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Dia nampidininy faingana teo amin’ny tavy fampisotroam-biby ny rano tao an-tsininy, ka nihazakazaka nantsaka teo am-pantsakana indray izy, ary nantsaka ho an’ny rameva rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary dia naidiny faingana ny rano teo an-tsininy ho eo amin’ny tavy fisotroana, dia nihazakazaka indray izy nankeo amin’ny lavaka fantsakana hantsaka; ary nantsaka ho an’ny ramevany rehetra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary dia naidiny faingana ny rano teo an-tsininy ho eo amin'ny tavy fisotroana, dia nihazakazaka indray izy nankeo amin'ny lavaka fantsakana hantsaka; ary nantsaka ho an'ny ramevany rehetra izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:20
3 Rohy Ifampitohizana  

Ary rehefa vitany izany, dia hoy indray razazavavy hoe: –Hantsaka ho an’ny ramevanao koa aho ambara-pisotron’izy rehetra.


Ary nandinika tsara an-drazazavavy tamim-panginana ilay rangahy mba hahafantarany raha nambinin’ny TOMPO tokoa ny diany na tsia.


Toy izao ny tsodrano nomen’i Jakôba an’i Jôsefa: Antsoiko Andriamanitra hitsodrano, fa teo anatrehany no nizoran’i Abrahama raibeko sy i Itsehàka raiko; antsoiko Andriamanitra Izay nanolokolo ahy hatrizay niainako ka mandraka ankehitriny;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra