Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 23:18 - DIEM PROTESTANTA

18 tamin’i Abrahama mba ho fananany. Vavolombelon’izany ny Hetita rehetra tonga nivory teo am-bavahadin’ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 dia natao varo-maty tamin’i Abrahama ho fananany, teo imason’ireo taranak’i Heta, dia izay rehetra niditra teo am-bavahadin’ny tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 tamin’i Abrahama mba ho fananany. Vavolombelon’izany ny Hetita rehetra tonga nivory teo am-bavahadin’ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 dia tapaka ho fananan’i Abrahama eo anatrehan’ny zanak’i Heta, dia izay rehetra miditra ny vavahadin’ny tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 tamin’i Abrahama ho fananana, teo imason’ny taranak’i Heta, dia izay rehetra niditra teo am-bavahadin’ny tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 tamini'i Abrahama ho fananana, teo imason'ny taranak'i Heta, dia izay rehetra niditra teo am­bavahadin'ny tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 dia natao varo-maty tamin’i Abrahama ho fananany, teo imason’ireo taranak’i Heta, dia izay rehetra niditra teo am-bavahadin’ny tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 23:18
8 Rohy Ifampitohizana  

I Kanahàna no rain’i Tsidôna lahimatoany sy i Heta


Ary i Hefrôna ilay Hetita tamin’izay dia nipetraka teo anivon’ny olona tafavory. Koa namaly an’i Abrahama izy mba ho ren’ny Hetita rehetra tonga teo am-bavahadin’ny tanàna, ka nanao hoe:


Taorian’izany i Abrahama dia nandevina ny fatin’ny Sarà vadiny, tao amin’ilay lava-bato tao amin’ny saha Makpelà akaikin’i Mamre, izany hoe Hebrôna ao amin’ny tany Kanahàna.


I Itsehàka sy i Jismahela zanany no nandevina azy tao amin’ny lava-baton’i Makpelà, ao amin’ny sahan’i Hefrôna zanakalahin’i Tsôhara izay Hetita, dia ilay saha ao akaikin’i Mamre.


Koa nankeo amin’ny toerana teo am-bavahadin’ny tanàna i Hamôra sy i Sekema, ary nikabary tamin’ireo olona tao an-tanànany nanao hoe:


Samy nanaiky ny soso-kevitr’i Hamôra sy i Sekema ny olona rehetra teo am-bavahady, koa noforàna avokoa ny lehilahy rehetra tao an-tanàna.


ka natolotro an’i Baròka, zanakalahin’i Nerià sady zafikelin’i Mahaseià, teo imason’i Hanamèla zana-drahalahin-draiko sy teo imason’ireo vavolombelona izay niara-nanao sonia ny taratasy fivarotana ary teo imason’ireo Jiosy rehetra nipetraka teo an-kianja fiambenana.


Dia niakatra ho eo am-bavahadin’ny tanàna toerana fandaminan-draharaha i Bôhaza, ka nipetraka teo. Ary indro nandalo ilay havana mahavotra voalazan’i Bôhaza, ka nantsoiny hoe: –Avia kely ianao, ranona, mipetraha eto. Dia nanatona izy, ary nipetraka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra