Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 23:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Koa ny sahan’i Hefrôna izay tao Makpelà akaikin’i Mamre, izany hoe ny saha sy ilay lava-bato tao aminy mbamin’ny hazo rehetra tao anatin’ny faritra manodidina azy, dia natao varo-maty

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Araka izany, ny sahan’i Efrona, izay teo Makpela, tandrifin’i Mamre, dia ny saha sy ny zohy izay tao anatiny mbamin’ny hazo rehetra izay tao amin’ny saha, izay teo amin’ny sisiny rehetra manodidina,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Koa ny sahan’i Hefrôna izay tao Makpelà akaikin’i Mamre, izany hoe ny saha sy ilay lava-bato tao aminy mbamin’ny hazo rehetra tao anatin’ny faritra manodidina azy, dia natao varo-maty

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Koa amin’izany ny sahan’i Efrôna, ao Makpelà, tandrifin’i Mambre, dia ny saha sy ny zohy ao, mbamin’ny hazo ao anaty saha ary ny hazo eny amin’ny sisiny manodidina;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary ny sahan’i Efrona, ilay teo Makpela, izay tandrifin’i Mamre, dia ny saha sy ny zohy izay teo anatiny mbamin’ny hazo rehetra izay teo anatiny, izay teo amin’ny sisiny rehetra manodidina, dia natao varo-maty

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary ny sahan'i Efrona, ilay teo Makpela, izay tandrifin'i Mamre, dia ny saha sy ny zohy izay teo anatiny mbamin'ny hazo rehetra izay teo anatiny, izay teo amin'ny sisiny rehetra manodidina, dia natao varo-maty

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Araka izany, ny sahan’i Efrona, izay teo Makpela, tandrifin’i Mamre, dia ny saha sy ny zohy izay tao anatiny mbamin’ny hazo rehetra izay tao amin’ny saha, izay teo amin’ny sisiny rehetra manodidina,

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 23:17
14 Rohy Ifampitohizana  

Koa ny saha sy ilay lava-bato ao aminy dia nataon’ny terak’i Heta varo-maty tamin’i Abrahama mba ho toeram-pandevenana.


Novidîn’i Abrahama tamin’ny taranak’i Heta io saha io, ary tao no nandevenana an’i Abrahama sy i Sarà vadiny.


I Itsehàka sy i Jismahela zanany no nandevina azy tao amin’ny lava-baton’i Makpelà, ao amin’ny sahan’i Hefrôna zanakalahin’i Tsôhara izay Hetita, dia ilay saha ao akaikin’i Mamre.


Rehefa maty aho, dia ento hiala aty Ejipta ka aleveno any am-pasan-drazako. Ka hoy i Jôsefa hoe: –Hotanterahiko araka ny teninao izany.


Nentiny nankany amin’ny tany Kanahàna ny fatin-drainy ary naleviny tao amin’ny zohy tao an-tsahan’i Makpelà, teo akaikin’i Mamre. Fa novidîn’i Abrahama tamin’i Hefrôna izay hetita io saha io mba ho tany fandevenana.


mba hitondranao azy any amin’ny faritra ka hahafantaranao ny sakeli-dalana ho any an-tranony?


tsara ny miantra sy ny mampisambotra ary ny mitantana asa fihariana amim-pahitsiana.


–Indro Aho maniraka anareo ho tahaka ny ondry eo afovoan’ny amboadia. Noho izany, aoka ho malina tahaka ny bibilava ianareo, ary aoka ho tsotra tahaka ny voromahailala.


Dia nafindra ho any Sekema ny taolam-balon’ireo, ka nalevina tao amin’ny fasana novidin’i Abrahama vola tamin’ny taranak’i Hemôra tany Sekema.


Koa tandremo tsara ny fitondrantenanareo. Aza manao toy ny olona tsy misaina, fa aoka ho tahaka izay misaina.


Manàna fitondrantena feno fahendrena eo anoloan’izay tsy kristianina, ka hararaoty ny fotoana azo anaovan-tsoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra