Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 23:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Fa niankohoka teo anatrehan’ny vahoaka tompon-tany indray i Abrahama,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Dia niankohoka teo anatrehan’ireo tompon-tany i Abrahama

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Fa niankohoka teo anatrehan’ny vahoaka tompon-tany indray i Abrahama,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Niankohoka teo anatrehan’ny vahoaka tompon-tany i Abrahama,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary niankohoka teo anatrehan’ny olona tompon-tany Abrahama,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary niankohoka teo anatrehan'ny olona tompon-tany Abrahama,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Dia niankohoka teo anatrehan’ireo tompon-tany i Abrahama

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 23:12
5 Rohy Ifampitohizana  

Nanopy maso i Abrahama ka nahita lehilahy telo nijoro nanandrify azy. Raha nahita ireo izy, dia nihazakazaka avy teo an-dainy mba hitsena azy sady niankohoka teo anatrehany.


Nony hariva dia tonga tao Sôdôma ireo anjely roa. Nipetraka teo am-bavahadin’ny tanàna i Lôta tamin’izay. Raha vao nahita ireo izy, dia nitsangana hitsena azy ary niankohoka teo anatrehany


–Tsia, tompokolahy, fa henoy aho! Ny saha dia omeko anao ary ny lava-bato izay eo aminy koa dia omeko anao; eto imason’ireto mpiray foko amiko no anomezako azy maimaim-poana; koa aleveno ao ny fatin’ny vadinao.


dia niteny tamin’i Hefrôna mba ho ren’ny besinimaro ka nanao hoe: –Raha marina fa hihaino ahy tokoa ianao, mba raiso avy amiko ny vidin’ny saha efa natolotro; dia haleviko ao tokoa ny fatin’ny vadiko.


Nitsangana i Abrahama ka niankohoka teo anoloan’ny terak’i Heta, vahoaka tompon-tany,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra