Genesisy 21:8 - DIEM PROTESTANTA8 Rehefa lehibe ny zaza, dia nosarahi-nono. Koa nanao fanasana lehibe i Abrahama noho izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Rehefa lehibe ny zaza dia nosarahina nono. Nanao fanasana lehibe tamin’ny andro nanasarahana nono an’Isaka i Abrahama. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Rehefa lehibe ny zaza, dia nosarahi-nono. Koa nanao fanasana lehibe i Abrahama noho izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Nihalehibe ny zaza dia notazana. Ary nanao fanasana lehibe i Abrahama tamin’ny andro nanotazana an’i Isaaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary rehefa lehibe ny zaza, dia notazana; ary Abrahama nanao fanasana lehibe tamin’ny andro nanotazana an’Isaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary rehefa lehibe ny zaza, dia notazana; ary Abrahama nanao fanasana lehibe tamin'ny andro nanotazana an'Isaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Rehefa lehibe ny zaza dia nosarahina nono. Nanao fanasana lehibe tamin’ny andro nanasarahana nono an’Isaka i Abrahama. Jereo ny toko |
Rehefa nifoha i Salômôna, dia nahatsapa fa nitenenan’Andriamanitra tamin’ny nofy. Niverina tany Jerosalema izy, ary nitsangana teo anoloan’ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO ka nanatitra sorona dorana manontolo sy sorom-pihavanana; avy eo izy dia nanao fanasana ho an’ny tandapany rehetra.