Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 21:28 - DIEM PROTESTANTA

28 Ary nanavaka ondrivavy kely fito i Abrahama

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Nanokana ondrivavy kely fito navahana tamin’ny andiany koa i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Ary nanavaka ondrivavy kely fito i Abrahama

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 Ary nanavaka ondrivavy kely fito tamin’ny biby fiompiny i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary Abrahama nanokana ondrivavy kely fito navahana tamin’ny ondry.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary Abrahama nanokana ondrivavikely fito navahana tamin'ny ondry.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 21:28
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia naka ny ondry aman’osy sy omby i Abrahama, ka nomeny an’i Abimelèka; dia nanao fifanekena izy roa lahy.


ka nanontanian’i Abimelèka hoe: –Nahoana no avahanao ireo ondrivavy kely fito ireo?


Dia namaly i Abrahama hoe: –Mba ekeo avy amin’ny tanako ireo ho vavolombelona amiko fa izaho no nandavaka ilay fantsakana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra