Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 21:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Fa namaly azy i Abimelèka hoe: –Tsy fantatro izay nanao izany zavatra izany, ary ianao koa tsy nanambara tamiko sady izao aho vao mandre izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Dia hoy i Abimeleka: Tsy fantatro izay nahavita izany satria tsy mbola nanambara tamiko ianao ary tsy mbola nahare koa aho raha tsy vao izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Fa namaly azy i Abimelèka hoe: –Tsy fantatro izay nanao izany zavatra izany, ary ianao koa tsy nanambara tamiko sady izao aho vao mandre izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Hoy ny navalin’i Abimeleka: «Tsy mahalala izay nanao izany aho; fa ianao tsy mampandre ahy, izaho tsy nandre izany raha tsy vao izao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Dia hoy Abimeleka: Tsy fantatro izay nanao izany; fa hianao tsy mbola nanambara tamiko, ary izaho koa tsy mba nahare, raha tsy vao izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Dia hoy Abimeleka: Tsy fantatro izay nanao izany; fa ianao tsy mbola nanambara tamiko, ary izaho koa tsy mba nahare, raha tsy vao izao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Dia hoy i Abimeleka: Tsy fantatro izay nahavita izany satria tsy mbola nanambara tamiko ianao ary tsy mbola nahare koa aho raha tsy vao izao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 21:26
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary nitarainan’i Abrahama i Abimelèka noho ilay lavaka fantsakana nalain’ireo mpanompon’i Abimelèka an-keriny.


Dia naka ny ondry aman’osy sy omby i Abrahama, ka nomeny an’i Abimelèka; dia nanao fifanekena izy roa lahy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra