Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 21:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Mitsangàna, ndeha areno ny zaza ka tantano; fa hataoko tonga firenena lehibe izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Mitsangàna, areno ny zaza ka hazòny mafy amin’ny tananao; fa hataoko firenena lehibe izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Mitsangàna, ndeha areno ny zaza ka tantano; fa hataoko tonga firenena lehibe izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Mitsangàna ianao, areno ny zaza, ka tantano izy; fa hataoko firenena lehibe izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Mitsangàna, areno ny zaza, ka tantano; fa hataoko firenena lehibe izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Mitsa­ngana, areno ny zaza, ka tantano; fa hataoko firenena lehibe izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Mitsangàna, areno ny zaza ka hazòny mafy amin’ny tananao; fa hataoko firenena lehibe izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 21:18
7 Rohy Ifampitohizana  

Homen’ny TOMPO taranaka marobe tsy tambo isaina ianao.


Hitan’ny anjelin’ny TOMPO teo akaikin’ny loharano iray tao an-taniefitra izy, dia teo amin’ny lalana mankany Sora,


Ary ny momba an’i Jismahela dia efa nohenoiko ny hatakao; indro hotahîko izy, ka hataoko maro anaka ary hampitomboiko fatratra ny taranany. Hiteraka andriana 12 izy sady ho razamben’ny firenen-dehibe iray.


Kanefa ilay zanakalahin’ny mpanompovavinao koa dia hataoko tonga firenena, satria taranakao izy.


Fa niantso azy avy any an-danitra ny anjelin’ny TOMPO ka nanao hoe: –Abrahama ô! Abrahama ô! Hoy kosa ny navalin’i Abrahama azy: –Inty aho.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra