Genesisy 21:16 - DIEM PROTESTANTA16 dia lasa izy nipetraka tandrifiny tery lavidavitra tokony ho tratry ny zana-tsipîka, fa hoy izy anakampo hoe: «Aza hitako anie izay hahafatesan’ny zaza.» Fony nipetraka tandrifin’ny zaza izy, dia nanandra-peo nitomany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Dia lasa izy nipetraka terỳ lavidavitra tandrifiny, tokony ho tratran’ny zana-tsipìka, fa hoy izy: Aoka mba tsy ho hitako izay hahafatesan’ny zaza! Ary nipetraka tandrifiny izy dia nanandratra ny feony nitomany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 dia lasa izy nipetraka tandrifiny tery lavidavitra tokony ho tratry ny zana-tsipîka, fa hoy izy anakampo hoe: «Aza hitako anie izay hahafatesan’ny zaza.» Fony nipetraka tandrifin’ny zaza izy, dia nanandra-peo nitomany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 ary lasa izy nipetraka lavidavitra tandrifiny sahabo ho tra-tsipîka fa hoy izy: «Tsy tiako ny hahita ny hahafatesan’ny zaza.» Koa nipetraka tandrifiny izy, dia nanandra-peo ary nitomany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Dia lasa izy ka nipetraka tery lavidavitra tandrifiny, tokony ho tra-tsipìka; fa hoy izy: Aza mba ho hitako anie izay hahafatesan’ny zaza. Ary nipetraka tandrifiny izy, dia nanandratra ny feony nitomany. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Dia lasa izy ka nipetraka terỳ lavidavitra tandrifiny, tokony ho tra-tsipìka; fa hoy izy: Aza mba ho hitako anie izay hahafatesan'ny zaza. Ary nipetraka tandrifiny izy, dia nanandratra ny feony nitomany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Dia lasa izy nipetraka terỳ lavidavitra tandrifiny, tokony ho tratran’ny zana-tsipìka, fa hoy izy: Aoka mba tsy ho hitako izay hahafatesan’ny zaza! Ary nipetraka tandrifiny izy dia nanandratra ny feony nitomany. Jereo ny toko |
Fa hoy ravehivavy namaly: –Velona ny TOMPO Andriamanitrao, koa mianiana aho fa tsy manana mofo mihitsy; ny sisa ananako dia lafarinina eran’ny tanan’ila ao anaty tsatokaty sy menaka kely amin’ny tavoara. Koa rehefa avy maka kitay aho, dia hody hikarakara an’ireo mba ho ahy sy ho an’ny zanako lahy; dia hohaninay izany, ary hiandry ny hahafatesanay izahay.