Genesisy 21:13 - DIEM PROTESTANTA13 Kanefa ilay zanakalahin’ny mpanompovavinao koa dia hataoko tonga firenena, satria taranakao izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Nefa ny zanak’ilay mpanompovavy koa dia hataoko firenena satria naterakao ihany izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Kanefa ilay zanakalahin’ny mpanompovavinao koa dia hataoko tonga firenena, satria taranakao izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 Kanefa hotongaviko firenena ihany koa ny zanaky ny andevovavinao, satria terakao izy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Nefa ny zanaky ny andevovavy kosa dia hataoko ho firenena, satria terakao ihany izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Nefa ny zanaky ny andevovavy kosa dia hataoko ho firenena, satria terakao ihany izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Nefa ny zanak’ilay mpanompovavy koa dia hataoko firenena satria naterakao ihany izy. Jereo ny toko |