Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 20:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Dia nifoha vao maraina be i Abimelèka, ka niantso ny mpanompony rehetra ary nanambara ny zavatra rehetra taminy; dia raiki-tahotra mafy ireo olona ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Dia nifoha vao maraina i Abimeleka ka niantso ny mpanompony tsy an-kanavaka ary nanambara izany rehetra izany teo anatrehan’ireo, dia raiki-tahotra indrindra ny olona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Dia nifoha vao maraina be i Abimelèka, ka niantso ny mpanompony rehetra ary nanambara ny zavatra rehetra taminy; dia raiki-tahotra mafy ireo olona ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Vao maraina dia nantsoin’i Abimeleka avokoa ny mpanompony ary nolazainy taminy izany rehetra izany; ka raiki-tahotra mafy ireo olona ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Dia nifoha maraina koa Abimeleka ka niantso ny mpanompony rehetra ary nanambara izany rehetra izany teo anatrehany; ka dia raiki-tahotra indrindra ny olona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Dia nifoha maraina koa Abimeleka ka niantso ny mpanompony rehetra ary nanambara izany rehetra izany teo anatrehany; ka dia raiki-tahotra indrindra ny olona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Dia nifoha vao maraina i Abimeleka ka niantso ny mpanompony tsy an-kanavaka ary nanambara izany rehetra izany teo anatrehan’ireo, dia raiki-tahotra indrindra ny olona.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 20:8
2 Rohy Ifampitohizana  

Koa ankehitriny avereno amin’ny vadiny ravehivavy. Mpaminany izy ka hivavaka ho anao, dia tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao kosa izy, dia fantaro fa ho faty tokoa ianao sy izay rehetra anao.


Nampiantso an’i Abrahama i Abimelèka, ka nanao taminy hoe: –Inona izao nataonao anay izao? Inona no fahotana nataoko taminao no dia saika nampidiranao heloka lehibe toy izao ny tenako sy ny fanjakako? Zavatra tsy fanao no nataonao tamiko.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra