Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 20:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Inona, hoy aho, no kendrenao tamin’ny nanaovanao izao zavatra izao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Hoy koa i Abimeleka tamin’i Abrahama: Inona no nokasainao ka nanaovanao izao zavatra izao?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Inona, hoy aho, no kendrenao tamin’ny nanaovanao izao zavatra izao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Dia hoy koa i Abimeleka tamin’i Abrahama: «Fa nihevitra inona ianao, no dia nanao izany?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary hoy koa Abimeleka tamin’i Abrahama: Inona no hitanao, no nanao izany zavatra izany hianao?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary hoy koa Abimeleka tamin'i Abrahama: Inona no hitanao, no nanao izany zavatra izany ianao?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Hoy koa i Abimeleka tamin’i Abrahama: Inona no nokasainao ka nanaovanao izao zavatra izao?

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 20:10
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia nampiantso an’i Abrama ny Farao ka nanao taminy hoe: –Inona ity nataonao tamiko? Nahoana no tsy nambaranao tamiko fa vadinao izy?


Namaly kosa i Abrahama hoe: –Nihevitra anakampo aho fa tsy misy olona matahotra an’Andriamanitra amin’ity toerana ity, koa hovonoin’ireo aho noho ny amin’ny vadiko.


Nampiantso an’i Abrahama i Abimelèka, ka nanao taminy hoe: –Inona izao nataonao anay izao? Inona no fahotana nataoko taminao no dia saika nampidiranao heloka lehibe toy izao ny tenako sy ny fanjakako? Zavatra tsy fanao no nataonao tamiko.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra