Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 11:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Rehefa feno 70 taona i Tera, dia niteraka telo lahy dia i Abrama sy i Nahôra ary i Haràna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Fitopolo taona i Tera raha niteraka an’i Abrama sy i Nahora ary i Harana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Rehefa feno 70 taona i Tera, dia niteraka telo lahy dia i Abrama sy i Nahôra ary i Haràna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Rehefa fitopolo taona ny andro niainan’i Tare, dia niteraka an’i Abrama sy i Nakôra ary i Aràna izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan’i Tera, dia niteraka an’i Abrama sy Nahora ary Harana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan'i Tera, dia niteraka an'i Abrama sy Nahora ary Harana izy:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Fitopolo taona i Tera raha niteraka an’i Abrama sy i Nahora ary i Harana.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 11:26
8 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’ny nahaterahan’i Tera, dia mbola velona 119 taona i Nahôra, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.


Dia naka rameva folo tamin’ny ramevan’ny tompony izy sady nitondra izay zavatra tsara indrindra nananan’ny tompony, dia niainga hankany Mezôpotamia ambony, any amin’ny tanànan’i Nahôra.


zafim-paladian’i Jakôba, ary zafin-dorian’i Itsehàka; dia i Itsehàka zanakalahin’i Abrahama, zafin’i Terà, zafiafin’i Nahôra,


Dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka rehetra: –Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: «Tany andafin’ny ony Eofrata no niorim-ponenana ny razambenareo fahiny, izany hoe ny fianakavian’i Tera, rain’i Abrahama sy i Nahôra; ary nanompo andriamani-kafa ry zareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra