Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 11:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Taorian’ny nahaterahan’i Tera, dia mbola velona 119 taona i Nahôra, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Ny andro niainan’i Nahora taorianan’ny niterahany an’i Tera dia sivy amby folo amby zato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Taorian’ny nahaterahan’i Tera, dia mbola velona 119 taona i Nahôra, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Ary mbola velona sivy ambin’ny folo amby zato taona i Nakôra taorian’ny niterahany an’i Tare, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary ny andro niainan’i Nahora taorian’ny niterahany an’i Tera dia sivy ambin’ny folo amby zato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary ny andro niainan'i Nahora taorian'ny niterahany an'i Tera dia sivy ambin'ny folo amby zato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Ny andro niainan’i Nahora taorianan’ny niterahany an’i Tera dia sivy amby folo amby zato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 11:25
4 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa feno 29 taona i Nahôra, dia niteraka an’i Tera.


Rehefa feno 70 taona i Tera, dia niteraka telo lahy dia i Abrama sy i Nahôra ary i Haràna.


Fa handeha ho any amin’ny tany fiaviako sy amin’ny havako ianao, ka haka vady ho an’i Itsehàka zanako.


Ambarao aminy fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: I Kanahàna no tanin’ny razambenao sy tany nahaterahanao. Amôrita ny rainao ary Hetita ny reninao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra