Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 11:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Taorian’ny nahaterahan’i Rehò dia mbola velona 209 taona i Pelega, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ny andro niainan’i Pelega taorianan’ny niterahany an’i Reo dia sivy sy roanjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Taorian’ny nahaterahan’i Rehò dia mbola velona 209 taona i Pelega, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Ary mbola velona sivy amby roan-jato taona i Falega taorian’ny niterahany an-dReo, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary ny andro niainan’i Palega taorian’ny niterahany an-dReo dia sivy amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary ny andro niainan'i Palega taorian'ny niterahany an-dReo dia sivy amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Ny andro niainan’i Pelega taorianan’ny niterahany an’i Reo dia sivy sy roanjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 11:19
2 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa feno 30 taona i Pelega dia niteraka an’i Rehò.


Rehefa feno 32 taona i Rehò, dia niteraka an’i Seroga.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra