Genesisy 11:19 - Baiboly Katolika19 Ary mbola velona sivy amby roan-jato taona i Falega taorian’ny niterahany an-dReo, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Ny andro niainan’i Pelega taorianan’ny niterahany an’i Reo dia sivy sy roanjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Taorian’ny nahaterahan’i Rehò dia mbola velona 209 taona i Pelega, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Taorian’ny nahaterahan’i Rehò dia mbola velona 209 taona i Pelega, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary ny andro niainan’i Palega taorian’ny niterahany an-dReo dia sivy amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary ny andro niainan'i Palega taorian'ny niterahany an-dReo dia sivy amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Ny andro niainan’i Pelega taorianan’ny niterahany an’i Reo dia sivy sy roanjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Jereo ny toko |